Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 20:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ankehitriny avereno ny vadin-dralehilahy, fa mpaminany izy ka hifona ho anao, dia ho velona ianao; fa raha tsy averinao izy, aoka ho fantatrao fa ho faty tokoa ianao, dia ianao mbamin'izay rehetra mety ho anao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 20

Jereo Genesisy 20:7 amin'ny teny manodidina.