Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 20:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy kosa izy tamin'i Saraha: Indro, efa nomeko sekely volafotsy arivo ny anadahinao; indro, ho fanampena-maso aminao izany, dia amin'izay rehetra momba anao: ka dia efa nahazo ny rariny ianao ny amin'izany rehetra izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 20

Jereo Genesisy 20:16 amin'ny teny manodidina.