Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 20:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Abimeleka naka ondry sy omby sy ankizilahy ary ankizivavy, ka nomeny an'i Abrahama ireny; ary Saraha vadiny dia naveriny teo aminy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 20

Jereo Genesisy 20:14 amin'ny teny manodidina.