Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 2:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izao no tantaran'ny lanitra sy ny tany tamin'ny namoronana azy, dia tamin'ny nanaovan'i Jehovah Andriamanitra ny tany sy ny lanitra:

Vakio ny toko manontolo Genesisy 2

Jereo Genesisy 2:4 amin'ny teny manodidina.