Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 2:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tany no namoronan'i Jehovah Andriamanitra ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra; dia nentiny tany amin-dralehilahy ireny hahitany izay hanononany azy avy; ary izay rehetra nanononan-dralehilahy ny zava-manan'aina rehetra, dia izany no anarany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 2

Jereo Genesisy 2:19 amin'ny teny manodidina.