Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 19:30 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niakatra Lota avy tao Zoara ka nitoetra tany an-tendrombohitra, dia izy sy ny zanany roa vavy; fa natahotra hitoetra tao Zoara izy; dia nitoetra tao an-johy izy sy ny zanany roa vavy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 19

Jereo Genesisy 19:30 amin'ny teny manodidina.