Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 19:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony maraina koa ny andro, dia nandodona an'i Lota ireo anjely ka nanao hoe: Miaingà, ento ny vadinao sy ny zanakao roa vavy izay eto, fandrao mba haringana ianao noho ny heloky ny tanàna.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 19

Jereo Genesisy 19:15 amin'ny teny manodidina.