Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 18:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Abrahama kosa nihazakazaka nankany amin'ny omby, dia naka zanak'omby tanora sady tsara ka nanolotra azy tamin'ny ankizilahy, dia lasa faingana izy hamboatra azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 18

Jereo Genesisy 18:7 amin'ny teny manodidina.