Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 18:21 Malagasy Bible (MG1865)

hidina Aho ka hizaha na efa nahatanteraka izany tokoa izy araka ny fitarainan'ny tany, izay efa tonga atỳ amiko, na tsia; ary raha tsy izany, dia ho fantatro.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 18

Jereo Genesisy 18:21 amin'ny teny manodidina.