Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 18:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah tamin'i Abrahama: Nahoana no nihomehy Saraha ka nanao hoe: Hiteraka tokoa va aho, kanefa izao efa antitra izao?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 18

Jereo Genesisy 18:13 amin'ny teny manodidina.