Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 17:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary haoriko ny fanekeko ho amiko sy ho aminao mbamin'ny taranakao mandimby anao hatramin'ny taranaka fara mandimby, ho fanekena mandrakizay, mba ho Andriamanitrao sy ny taranakao mandimby anao Aho.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 17

Jereo Genesisy 17:7 amin'ny teny manodidina.