Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 17:27 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny lehilahy rehetra tao an-tranony, dia ny ompikely mbamin'izay novidim-bola tamin'ny hafa firenena, dia samy niara-noforana taminy avokoa.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 17

Jereo Genesisy 17:27 amin'ny teny manodidina.