Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 17:23 Malagasy Bible (MG1865)

Koa dia nalain'i Abrahama Isimaela zanany sy ny ompikeliny rehetra mbamin'izay rehetra novidiny vola dia ny lehilahy rehetra tao an-tranony; dia noforany androtrizay indrindra ireo araka izay nolazain'Andriamanitra taminy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 17

Jereo Genesisy 17:23 amin'ny teny manodidina.