Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 16:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nonina folo taona teo amin'ny tany Kanana Abrama, dia nalain'i Saray, vadin'i Abrama, Hagara Egyptiana mpanompovaviny, ka nomeny an'i Abrama vadiny mba hovadiny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 16

Jereo Genesisy 16:3 amin'ny teny manodidina.