Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 15:5 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitondra azy nivoaka teo ivelan'ny lay Izy ka nanao hoe: Jereo ange ny lanitra, ka isao ny kintana, raha mahisa azy ianao. Dia hoy Izy taminy: Ho tahaka izany ny taranakao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 15

Jereo Genesisy 15:5 amin'ny teny manodidina.