Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 14:2 Malagasy Bible (MG1865)

dia nandeha izy ireo ka nanafika an'i Bera, mpanjakan'i Sodoma. sy Birsa, mpanjakan'i Gomora. sy Sinaba, mpanjakan'i Adma, sy Semebera, mpanjakan'i Zeboima, ary ny mpanjakan'i Bela (dia Zoara izany).

Vakio ny toko manontolo Genesisy 14

Jereo Genesisy 14:2 amin'ny teny manodidina.