Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 14:19 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitso-drano azy Izy ka nanao hoe: Hotahin'Andriamanitra Avo indrindra anie Abrama, dia Andriamanitra Izay nahary ny lanitra sy ny tany;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 14

Jereo Genesisy 14:19 amin'ny teny manodidina.