Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 13:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Abrama tamin'i Lota: Aoka re mba tsy hisy ady amintsika roa lahy, na amin'ny mpiandry ombiko sy ny mpiandry ombinao, fa mpirahalahy isika.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 13

Jereo Genesisy 13:8 amin'ny teny manodidina.