Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 13:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Abrama nifindrafindra toby. dia nandeha ka nonina teo an-kazo terebintan'i Mamre, izay any Hebrona, ary nanorina alitara teo ho an'i Jehovah izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 13

Jereo Genesisy 13:18 amin'ny teny manodidina.