Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 10:9 Malagasy Bible (MG1865)

Izy dia mpihaza mahery teo anatrehan'i Jehovah, ka izany no nanaovan'ny olona hoe: Tahaka an'i Nimroda, mpihaza mahery eo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 10

Jereo Genesisy 10:9 amin'ny teny manodidina.