Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 1:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Andriamanitra nanao ny habakabakaka ka nampisaraka ny rano ambanin'ny habakabaka tamin'ny rano ambonin'ny habakabaka; dia nisy izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 1

Jereo Genesisy 1:7 amin'ny teny manodidina.