Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 1:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik'Andriamanitra no namoronany azy; lahy sy vavy no namoronany azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 1

Jereo Genesisy 1:27 amin'ny teny manodidina.