Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 1:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Andriamanitra nanao ny bibi-dia, samy araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy, samy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany, samy araka ny karazany avy. Ary hitan'Andriamanitra fa tsara izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 1

Jereo Genesisy 1:25 amin'ny teny manodidina.