Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 1:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tany naniry ahitra sy anana mamoa samy araka ny karazany avy, ary hazo mamoa izay manam-boa ao aminy, samy araka ny karazany avy. Ary hitan'Andriamanitra fa tsara izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 1

Jereo Genesisy 1:12 amin'ny teny manodidina.