Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 1:1-3 Malagasy Bible (MG1865)

1. Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.

2. Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no tambonin'ny lalina. Ary ny fanahin'Andriamanitra nanomba tambonin'ny rano.

3. Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia mazava; dia nisy mazava.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 1