Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Fitomaniana 4:1 Malagasy Bible (MG1865)

Indrisy! efa matromatroka ny volamena; Efa niova ny tena volamena tsara! Ny vato nohamasinina dia efa nahahany eny an-joron-dalambe rehetra eny.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 4

Jereo Fitomaniana 4:1 amin'ny teny manodidina.