Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Fitomaniana 2:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ny alitarany narian'ny Tompo, ny fitoerany masina nolaviny; Natolony ho eo an-tànan'ny fahavalo ny mandan'ny lapa ao Ziona; Nanandratra ny feony tao an-tranon'i Jehovah toy ny amin'ny fotoam-pivavahana ireny.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 2

Jereo Fitomaniana 2:7 amin'ny teny manodidina.