Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Fitomaniana 2:2 Malagasy Bible (MG1865)

Nolevonin'ny Tompo ny fonenan'i Jakoba rehetra, fa tsy niantrany; Noravany an-katezerana ny fiarovan'i Joda zanakavavy ka nazerany tamin'ny tany, tsy nohamasininy ny fanjakana sy ny mpanapaka,

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 2

Jereo Fitomaniana 2:2 amin'ny teny manodidina.