Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Fitomaniana 2:19 Malagasy Bible (MG1865)

Mitsangàna, miantsoantsoa amin'ny alina hatramin'ny filatsahan'ny fiambenana, Aidino tahaka ny rano eo anatrehan'ny Tompo ny fonao! Asandrato aminy ny tananao hifona ho an'ny ain'ny zanakao madinika, izay anan'ny hanoanana eny an-joron-dalambe rehetra eny.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 2

Jereo Fitomaniana 2:19 amin'ny teny manodidina.