Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Fitomaniana 2:17 Malagasy Bible (MG1865)

Jehovah efa nanao izay nosaininy ka nahatanteraka ny teniny izay nandidiany hatramin'ny andro fahagola; Nandrava Izy, fa tsy niantra; Ary nampifaly ny fahavalo taminao Izy sady nanandratra ny tandroky ny rafilahinao.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 2

Jereo Fitomaniana 2:17 amin'ny teny manodidina.