Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Fitomaniana 2:11 Malagasy Bible (MG1865)

Pahina ny masoko azon'ny ranomaso, mandevilevy ny foko; Naidina tamin'ny tany ny atiko noho ny fandringanana ny oloko zanakavavy, sy noho ny ankizy madinika sy ny zaza minono izay ana eny an-kalalahana ao an-tanàna.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 2

Jereo Fitomaniana 2:11 amin'ny teny manodidina.