Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Fitomaniana 1:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ireo lalana mankany Ziona dia mitomany, satria tsy misy miakatra ho amin'ny fotoam-pivavahana; Lao ny vavahadiny rehetra, misento ny mpisorony; Ory ny virijinany, ary Ziona dia efa azon'ny fahoriana mangidy.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 1

Jereo Fitomaniana 1:4 amin'ny teny manodidina.