Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Fitomaniana 1:12 Malagasy Bible (MG1865)

Moa tsy mampaninona anareo va, ry mpandalo rehetra? Jereo sy izahao raha mba misy fahoriana toy ny fahoriako, izay namelezany ahy, dia ilay nampahorian'i Jehovah ahy tamin'ny andro firehetan'ny fahatezerany.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 1

Jereo Fitomaniana 1:12 amin'ny teny manodidina.