Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Fitomaniana 1:1 Malagasy Bible (MG1865)

Indrisy, mitoetra manirery izao ilay tanàna feno olona! Efa tonga toy ny mpitondratena izy! Ilay nalaza tamin'ny firenena sy andriambavy tamin'ny tany samy hafa dia efa miankin-doha kosa izao!

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 1

Jereo Fitomaniana 1:1 amin'ny teny manodidina.