Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 9:6 Malagasy Bible (MG1865)

ka nanao hoe: Andriamanitro ô, menatra sy mangaihay aho, raha miandrandra aminao, ry Andriamanitro ô; fa efa nihamaro mihoatra ny lohanay ny helokay, ary ny fahotanay dia lehibe manakatra ny lanitra;

Vakio ny toko manontolo Ezra 9

Jereo Ezra 9:6 amin'ny teny manodidina.