Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 9:4 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nivory teo amiko izay rehetra nangovitra noho ny tenin'Andriamanitry ny Isiraely ny amin'ny fahadisoan'ny olona izay efa niverina avy tamin'ny fahababoana; ary izaho mbola nipetraka tahaka ilay torana iny ihany hatramin'ny fotoan'ny fanatitra hariva.

Vakio ny toko manontolo Ezra 9

Jereo Ezra 9:4 amin'ny teny manodidina.