Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 9:15 Malagasy Bible (MG1865)

Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, marina Hianao, fa izahay no hany sisa afaka tahaka ny amin'izao anio izao; indreto izahay eto anatrehanao amin'ny fahadisoanay, fa noho izany dia tsy mahajanona eto anatrehanao izahay.

Vakio ny toko manontolo Ezra 9

Jereo Ezra 9:15 amin'ny teny manodidina.