Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 9:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary na dia efa nanjo anay aza izany rehetra izany noho ny asa ratsinay sy ny fahadisoanay betsaka, dia tsy nampijaly anay araka ny helokay Hianao Andriamanitray, fa efa namela anay ho nisy sisa afaka toy izao ihany,

Vakio ny toko manontolo Ezra 9

Jereo Ezra 9:13 amin'ny teny manodidina.