Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 9:11 Malagasy Bible (MG1865)

dia ilay nampilazainao ny mpaminany mpanomponao hoe: Ny tany izay efa hidiranareo holovana dia tany maloto noho ny fahalotoan'ny tompon-tany sy ny fahavetavetany, izay efa nataony manenika azy noho ny fahalotoany;

Vakio ny toko manontolo Ezra 9

Jereo Ezra 9:11 amin'ny teny manodidina.