Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 8:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny didin'ny mpanjaka dia natolony tamin'ny solo-mpanjaka sy ny mpanapaka tamin'ny etỳ an-dafin'ny ony etỳ; ary izy ireo nampandroso ny olona sy ny tranon'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Ezra 8

Jereo Ezra 8:36 amin'ny teny manodidina.