Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 8:25 Malagasy Bible (MG1865)

ka nolanjaiko ny volafotsy sy ny volamena horaisiny mbamin'ny fanaka, dia ny fanatitra ho ao an-tranon'Andriamanitray, izay efa naterin'ny mpanjaka sy ireo mpanolotsainy sy ireo mpanapaka ary ny Isiraely rehetra izay vory teo;

Vakio ny toko manontolo Ezra 8

Jereo Ezra 8:25 amin'ny teny manodidina.