Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 8:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary araka ny soa nataon'ny tànan'Andriamanitray taminay no nitondrany olon-kendry anankiray ho any aminay avy tamin'ny taranak'i Maly, zanak'i Levy, zanak'Isiraely, ary Serebia, sy ny zanany mbamin'ny rahalahiny, valo ambin'ny folo lahy,

Vakio ny toko manontolo Ezra 8

Jereo Ezra 8:18 amin'ny teny manodidina.