Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 7:9 Malagasy Bible (MG1865)

Fa tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana voalohany no niaingany niakatra avy tany Babylona; ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahadimy no nahatongavany tany Jerosalema araka ny soa nataon'ny tànan'Andriamaniny taminy.

Vakio ny toko manontolo Ezra 7

Jereo Ezra 7:9 amin'ny teny manodidina.