Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 7:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niakatra koa ny sasany amin'ny Zanak'Isiraely sy ny sasany amin'ny mpisorona mbamin'ny Levita sy ny mpihira sy ny mpiandry varavarana ary ny Netinima mba hankany Jerosalema tamin'ny taona fahafito nanjakan'i Artaksersesy mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo Ezra 7

Jereo Ezra 7:7 amin'ny teny manodidina.