Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 6:20 Malagasy Bible (MG1865)

fa ny mpisorona sy ny Levita samy efa nanadio ny tenany rahateo, dia nadio izy rehetra ka namono ny Paska ho an'izay rehetra efa nody avy tamin'ny fahababoana sy ho an'ny mpisorona rahalahiny ary ho an'ny tenany,

Vakio ny toko manontolo Ezra 6

Jereo Ezra 6:20 amin'ny teny manodidina.