Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 6:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny Zanak'Isiraely, na ny mpisorona, na ny Levita, na ny olona sisa izay nody avy tamin'ny fahababoana, dia nitokana io tranon'Andriamanitra io tamin'ny fifaliana;

Vakio ny toko manontolo Ezra 6

Jereo Ezra 6:16 amin'ny teny manodidina.