Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 6:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'izany Dariosy mpanjaka dia nandidy, ka nizahana ny trano fitehirizan-taratasy, izay nitehirizana ny rakitra tany Babylona.

Vakio ny toko manontolo Ezra 6

Jereo Ezra 6:1 amin'ny teny manodidina.