Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 5:12 Malagasy Bible (MG1865)

Fa noho ny nampahatezeran'ny razanay an'Andriamanitry ny lanitra, dia natolony izy ho eo an-tànan'i Nebokadnezara Kaldeana, mpanjakan'i Babylona, izay efa nandrava io trano io ka nitondra ny olona ho babo tany Babylona.

Vakio ny toko manontolo Ezra 5

Jereo Ezra 5:12 amin'ny teny manodidina.