Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 3:9 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niara-nitsangana Jesoa sy ny zanany ary ny rahalahiny, ary Kadmiela sy ny zanany, zanak'i Joda, ho tonian'ny mpiasa tamin'ny tranon'Andriamanitra, ary ny zanak'i Henadada koa mbamin'ny zanany sy ny Levita rahalahiny.

Vakio ny toko manontolo Ezra 3

Jereo Ezra 3:9 amin'ny teny manodidina.