Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 3:3 Malagasy Bible (MG1865)

Dia naoriny teo amin'ilay efa niorenany ihany ny alitara, satria natahotra ny tompon-tany izy, ary nanatitra fanatitra dorana teo amboniny ho an'i Jehovah izy, dia ny fanatitra dorana marain-tsy hariva.

Vakio ny toko manontolo Ezra 3

Jereo Ezra 3:3 amin'ny teny manodidina.